Entrée Betsileo (be, tsy, leo)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [Richardson 1885]
Définition française nom d'une population du centre sud de Ma [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Mots du dialecte
Exemples 
1Andriamanalinarivo nanjaka tany Betsileo. [Fagereng: Tantara, page 93]
2Tany Betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [Dahle: Angano, page 201]
Citations 

2018/01/07