| Entrée (1/3) | 1 fanisana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Radical | 3 isa |
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
7 [1.1] Fijerena ny isan-javatra na isan' olona |
| Explications en anglais |
8 [1.7] the act of counting |
| Explications en français |
9 [1.3, 1.8] l'action de compter 10 [1.13] pointage, enregistrement, recensement |
| Exemples |
11 [4.27] fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; 12 [2.472] Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. |
| Article |
13 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Entrée (2/3) | 14 fanisana |
| Partie du discours | 15 nom |
| Radical | 16 sisa |
| Explications en malgache |
17 [1.1] Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana |
| Explications en français |
18 [1.3] l'action de laisser des restes, la cause |
| Entrée (3/3) | 19 Fanisana |
| Partie du discours | 20 nom propre (livre biblique) |
| Explications en malgache |
21 [2.611] (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. |
| Explications en anglais |
22 [3.1] Numbers: one of the books of the Bible |
| Explications en français |
23 [3.1] Nombres: un des livres de la Bible |
| Vocabulaire |
24 Ecritures Saintes |
| Synonymes | 25 nomery, nomery, nomery |
| Article |
26 Randzavola: Fanisana |
| Anagrammes | 27 fanasina, fanisana, fasinana, nanasafy, nifanasa |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|