|
|
|
|

Entrée1 fanjanahantany
Mots élémentaires  2fanjanahana, 3tany
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony. [1.1]
6fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany. [1.13]
Explications en français  [fanjanahan-tany] 7néocolonialisme. [1.13]
8colonisation, colonialisme. [1.66]
Vocabulaire  9 Politique

Mis à jour le 2025/10/11