| Entrée (1/2) | 1 garabola |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy [1.1] 4 sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy [1.62#471] 5 sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [1.62#471] |
| Explications en français |
6 classe maternelle [1.5] |
| Exemples |
7 Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony
[4.27]
8 Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [4.27] |
| Vocabulaire | 9 Education |
| Analogues | 10 tongavola, rosovola, kingavola, haivola |
| Entrée (2/2) | 11 Garabola |
| Mots élémentaires | 12 garabola |
| Partie du discours | 13 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 14 Education |
| Auteur |
15 FOFAFIPE |
| Editions |
1992, 2000. Hauteur: 24cm. Largeur: 18cm. Pages: 96. |
| Anagrammes | 17 Garabola, garabola, 18 Gorabala |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|