| Entrée (1/2) | 1 garabola |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy
[1.1] 4 sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: 5 Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy [1.62#471] 6 sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [1.62#471] |
| Explications en français |
7 classe maternelle
[1.5] |
| Exemples |
8 Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony
[4.27]
9 Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [4.27] |
| Vocabulaire | 10 Education |
| Analogues | 11 haivola, 12 kingavola, 13 rosovola, 14 tongavola |
| Entrée (2/2) | 15 Garabola |
| Mots élémentaires | 16 garabola |
| Partie du discours | 17 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 18 Education |
| Auteur |
19 FOFAFIPE |
| Editions |
1992, 2000. Hauteur: 24cm. Largeur: 18cm. Pages: 96. |
| Anagrammes | 21 garabola, Garabola, 22 Gorabala |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|