Entrée Baiboly
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. [Randzavola: Baiboly]
 Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the Scriptures, the Bible [Richardson 1885]
Définition française nom que les Protestants donnent à la Bible [Abinal 1888]
Auteur 
Origine Anglais: bible.
Synonymes biblia
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Mamaky ny baiboly ny sasany. [FOFAFIPE: Haivola, page 77]
2Mba nomena Baiboly izy hamaky. [Ravelomanana: Lalana, page 133]
3Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny Baiboly. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 130]
4dia ny mampiely Baiboly homena ny olona tahanana Baiboly; [Cohen-Bessy: Rakotovao]
5Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny Baiboly ny anaran-dRadama. [Rabary: Daty]
Articles 
Table des Matières 
Tableaux et planches Tous les titres

2019/01/26