Entrée | 1 rantsankazo |
Mots élémentaires | 2 rantsana, 3 hazo |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1] 6 [rantsan-kazo] ny sampan' ny hazo maniry [1.1] |
Explications en anglais |
7 [rantsan-kazo]
The branch of a tree. [1.2] |
Explications en français |
8 branches d'un arbre [1.196] |
Exemples |
9 ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro.
[2.59]
10 Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 12 Botanique: (en général) |
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |