Entrée | 1 hoditra |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 14 42 mots contenant hoditra |
Explications en malgache |
15 [1.1] Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. |
Explications en anglais |
16 [1.7] skin, hide, bark |
Explications en français |
17 [1.3#257, 1.8] peau, écorce, cosse 18 [1.3#257] cuir, enveloppe, pellicule figuré: teinte, couleur de la peau humaine 19 [1.196] L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc. |
Exemples |
20 [1.436#] Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo.
21 [1.357#] Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra. |
Vocabulaire | 22 Biologie 23 Zoologie: (en général) 24 Botanique: (en général) |
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 30 Proverbes contenant le mot hoditra |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |