|
|
|
|

Entrée (1/2)1  salamo
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3 a psalm [1.2#543]
Explications en français  4 psaume [1.3#565]
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :

Entrée (2/2)7  Salamo
Partie du discours  8  nom propre (livre biblique)
Explications en malgache  9 Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe
10 "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana".
11 Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ;
12 ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia
13 "fiderana an' Andriamanitra". [1.38#863]
14 anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly,
15 izay mirakitra tononkira samihafa fiderana
16 an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato [1.1#855]
Explications en anglais  17 Psalms: one of the books of the Bible [2.996]
Explications en français  18 Psaumes: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulaire  19  Ecritures Saintes
Article  20 Randzavola: Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  21 malaso, 22 salamo, Salamo, 23 Saloma, 24 somala

Mis à jour le 2025/11/17