Entrée v
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1]
Explications en français Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée V
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les nombres

Entrée V
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais Vanadium [3.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/07/17