Entrée adabovavy (adabo, vavy)
Partie du discours   nom
Définition malgache   karazan' adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon' ny olona fanome ny omby afahy (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum) [Rajemisa 1985]
Traduction française   C’est l’Adabobe [Abinal 1888]
Nom scientifique   Ficus cocculifolia sakalavarum
Vocabulaire  
Analogie   adabo ~ adabobe ~ adabonolona ~ adabonomby ~ adabolahy

Mis à jour le 2015/03/10