Entrée vavy
Partie du discours adjectif
Définition malgache Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise female; a female [Hallanger 1973]
Définition française femelle [Hallanger 1974]
Exemples 
1Ranom-boafotsy iray tasy no novidian'ny vavy ha azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran'ny lahy tsy anajaran'ny vavy [Andraina: Mitaraina]
Vocabulaire 
Dérivations 
 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vavy (1): Ambohijazavavy

2013/03/08