Entrée | adiady (ady) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo [Rajemisa 1985] | |
Exemples | Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy [Rakotonandrasana: Tantsaha] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |