| Entrée (1/2) | 1 tantsaha |
| Radical | 2 saha |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en anglais |
4 a countryman, a farmer
[1.7] |
| Explications en français |
5 paysan
[1.8] |
| Exemples |
6 Olom-boaozona ve isika tantsaha itony e.
[2.470#141]
7 fa hianareo tantsaha no sakaiza ny Manisotra. [2.48#972] 8 Ny fivoaran’ny tantsaha dia miadana mandrakariva. [4.27] |
| Vocabulaire | 9 Economie: (en général) |
| Entrée (2/2) | 10 Tantsaha |
| Mots élémentaires | 11 tantsaha |
| Partie du discours | 12 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Auteur |
13 Rakotonandrasana Louis de Gonzague |
| Editions |
14 pubid='tsipika#mg.ntp' date='2000' country='MG'>Edition Tsipika. , 2000. |
| Illustrations |
|
| Extraits |
17 p. 82 Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin'ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. 18 p. 160 Nony ela ny ela ka mamerimberina ny fivavahana toy izany, mandritra ny fotoana maharitra, ity Komoriana noraisiny tamin' izay ilay lovia bakoly misoratsoratra (sorabe) ary nosasany tamin' ny ranon-javatra iray tsy lavitra azy teo; 19 p. 167 Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. |
| Anagrammes | Tantsaha, tantsaha |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|