| Entrée | 1 adidina |
| Radical | 2 adidy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tsinina, omena tsiny [1.1] |
| Explications en anglais |
5 To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured. [1.2] 6 to be blamed [1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on blâme [1.3, 1.8] 8 qu'on censure [1.3] |
| Exemples |
9 noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy.
[2.285#]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 14 adidina, 15 didiana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|