Entrée adiheloka (ady, heloka)
Partie du discours   nom
Exemples   Manan-kery io tsy fanamelohana io mandritra ny fe-potoana voatondro hiasany, amin’ny adiheloka bevava sy adiheloka tsotra, afa-tsy raha tratra am-bodiomby izy [ ]
Morphologie  
adiheloka
adiheloko
adihelokao
adihelony
adihelotsika
adihelokay
adihelokareo
adihelok'
adihelo-
adiheloky
Autres orthographes  

Mis à jour le 2015/02/20