Entrée heloka
Partie du discours nom
Explications en malgache Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [1.1]
Explications en anglais Crookedness [1.2, 1.7]
Explications en français Courbure [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée heloka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany
Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1]
Explications en anglais Perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [1.2]
 Guilt; condemnation [1.7]
Explications en français Faute, culpabilité; condamnation [1.8]
Exemples 
1Ny heloka roambinifolo mahafaty [2.508]
2Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59]
3Heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 

Entrée heloka
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Colère [1.19]
Vocabulaire 
Dérivés 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/06/19