Entrée adijida-sefo
Partie du discours expression
Définition malgache ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: adjudant-chef.

2012/10/07