| Entrée | 1 adirafitra |
| Mots élémentaires | 2 ady, 3 rafitra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
[ady rafitra]
5 famitranana ny rafitra
[1.1] 6 fanambarana singan-javatra roa na maromaro [1.13] |
| Explications en français |
7 assemblage, montage
[1.13] |
| Exemples |
8 Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra.
[2.332]
|
| Autres orthographes | 9 ady rafitra |
| Anagrammes | 10 adirafitra, 11 rafitra ady |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|