Entrée ady hevitra (ady, hevitra)
Partie du discours expression
Définition malgache ady iraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadinafandresena lahatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Discussion, dispute. [Richardson 1885]
Définition française discussion [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Définition française [ adihevitra ] discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) [SLP: Voambolana]
Exemples Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [Andraina: Mitaraina, page 11]

2014/01/28