|
|
|
|

Entrée1  ady saritaka
Mots élémentaires  2 ady, 3 saritaka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ady mikorontana, mifanjevo [1.1]
Explications en français  6 combat dans la confusion [1.5]
Exemples  7  Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy. [2.472]
8  Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany. [2.643]

Mis à jour le 2025/10/07