Entrée | afa-baràka (afaka, baràka) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | [Taisaka] afa-boninahitra [Rakotosaona 1975] | |
very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao ¶ Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory ¶ Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [Rajemisa 1985] | ||
Traduction anglaise | disgraced, dishonoured [Richardson 1885] | |
put to shame [Hallanger 1973] | ||
Traduction française | déshonoré [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |
Autres orthographes | afa-boròka | |
Synonymes | afa-pofona | |
Exemples | Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [Akademia 2005] | |
Citations | Proverbes contenant le mot afa-baràka | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |