|
|
|
|

Entrée1  afaka
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3 miala, mivaha: Afaka ny tady tamin' ny tongotr' ilay akoho ka lasa izy.
4 miala, mitsoaka, miombotra, miongotra: Notsofin' ny rivotra ka afaka ny savilim-baravarana ~ Nianjera izy ka afaka ny nifiny.
5 miala, miendaka, mikipaka: Afaka daholo ny tafontrano tamin' ilay rivo-doza teo iny.
6 miala, mihintsana, miraraka: Afaka daholo ny ravinkazo.
7 tafahoatra, tafadingana, tafita: Tsy afako io hady io fa be vahana loatra ~ Arahaba fa afaka fanadinana.
8 vita, efa, tontosa, azo: Afak' izy roapolo lahy ny tanàna.
9 voala, voaesotra: Afaka ny akotry tamin' ny vary ~ Tsy mety afaka ilay pentin-dranomainty tamin' ny akanjonao.
10 voala, voavela, voavotsotra: Mandehana fa afaka ny helokao, hoy i Jesoa tamin' ilay boka.
11 nalana, namindrana fo: Afaka amin' ny karatra izy fa maro anaka ~ Afaka tamin' ny loa vola izy.
12 nialana: Afaka entam-be aho tamin' ny nahasitranan' ny zanako.
13 teny fanao saikina matoantenin' ny mpanao, enti-milaza fa manana ny ilaina rehetra mba hahavita zavatra ilay manao ny asan' ny matoanteny: Efa afaka mandeha ny zanako ~ Tsy afa-manoratra ny tanako.. [1.1]
Explications en anglais  14 free, free from, separated from, disengaged; unlocked, untied; passed over; emptied as a bag; taken, as applied to a town in war; discharged; passed, as an examination.. [1.2]
15 free, set free. [1.7]
Explications en français  16 détaché, tombé, enlevé, pris d'assaut, emporté: Afaka ny varavarana (La porte s'est détachée) ~ Afaka ny ravinkazo (Les feuilles sont tombées) ~ Nidona tamin'ny vato izy, ka afaka ny hohon' ny ankibeny (Il a heurté contre une pierre et a eu l'ongle de l'orteil enlevé) ~ Nasiany totohondry izy, ka afaka ny nifiny anankiray (Il lui a donné un coup de poing qui lui a enlevé une dent) ~ Afaka ny diso (Les fautes ont été enlevées) ~ Tsy afaky ny fahavalo ny tanàna (La ville n'a pas été prise par les ennemis).
17 délivré, sauvé, échappé, affranchi, exempt, exempté, délivré de ses engagements, absous, débarrassé, libre, qui peut: Nafatotra izy ka afaka izao (Il avait été attaché, mais il est maintenant délivré) ~ Afaka amin' ny loza izy (Il a échappé au danger) ~ Andevo afaka (Esclave affranchi) ~ Afaka amin' ny fandoavan-ketra izy (Il est exempt d'impôts) ~ Afaka ahiahy izy (Il est exempt d'inquiétude) ~ Afaka ota izy (Il est absous de ses fautes) ~ Afa-draharaha aho (Je suis débarrassé de toute affaire) ~ Afaka aho (Je suis libre) ~ Tsy afa-miala eto aho izao (Je ne puis pas maintenant quitter ici). [1.3]
18 libre, libéré. [1.8]
19 capable, admis, apte. [1.13]
Exemples  20  tsy hisy ho afaka|ho afa, tsy hisy ho afaka|ho afa-mandositra [2.996]
21  Lasa nipetraka izy, ka te-hiteny, nefa tsy afaka [2.324]
22  Nety nisotro rano mafana izy ary afaka namihimpihina ny loha-ratsany [2.470]
23  Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin'ny sambo hafa aho [2.471]
24  Noho izany, tsy afaka handray afa-tsy ireo mandoa aho [2.472]
25  lalana ny toerana tsy homby ny kodiarana roa sy tsy afaky ny omby. [2.117]
26  Ny ranjony anefa no dia tsy afaky ny tovovavy kely namany indrindra, fa ny toy izany angaha no nahavaky ny ntaolo fahiny hoe: [2.499]
Morphologie 
27  Présent :
28  Passé :
29  Futur :
30  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  50  lasa, 51  misendaka, 52  misindaka, 53  tapaka, 54  tosaka, 55  votsotra
Tous les mots composés  56  100 combinaisons de ce mot
Proverbes  57  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09