Entrée afaditra (faditra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Ampiasaina hatao faditra, hanalana ny ratsy ataon' ny sasany: Ahitra ihany aza taloha dia ampy nafaditra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   used of anything offered to avert evil. [Richardson 1885]
Traduction française   avec quoi on exorcise, on retire le mal [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Morphologie  
afaditra
afaditro
afaditrao
afadiny
afaditsika
afaditray
afaditrareo
afaditr'
afadi-
afaditry
nafaditra
nafaditro
nafaditrao
nafadiny
nafaditsika
nafaditray
nafaditrareo
nafaditr'
nafadi-
nafaditry
hafaditra
hafaditro
hafaditrao
hafadiny
hafaditsika
hafaditray
hafaditrareo
hafaditr'
hafadi-
hafaditry
afadiro

Mis à jour le 2013/12/08