Entrée faditra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zava-dratsy na loza atolaky ny sasany amin' ny tena ka sorohina na alana amin' ny fombafomba efa raikitra
¶ Zavatra atao mba hanalana io loza na zava-dratsy ataon' ny olona ny tena io. Raha manala faditra, dia mitsangana eo anaty varavarana mitondra ny zavatra atao faditra: akoholahy mena, akoho mainty tokam-bolo, ondry mazava loha, tapakazo, bozaka amana ahitra, orana... eny an-tanana dia miteny hoe: Faditra! Faditra! Ho lasan' itỳ izay tsy tsara; ho lasan' itỳ izay tsy soa e! Andriamanitra, e! Andriananahary!... [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   any offering made to avert evil, a piaculum
¶ fig. off-scouring. Comp. sorona [Richardson 1885]
Traduction française   mal provenant d’un sortilège
¶ objet avec lequel on enlève, on exorcise ce mal, objets exécrés et rejetés [Abinal 1888]
Exemples  
1amin'ny ala faditra, amin'ny lefona omby sy velirano, ampiasaina hahamasina ny raharaha rehetra sns. [Randriamamonjy: Tantara, page 343]
2ity misy sorona, ity misy faditra: ny faditra entina hanala ny ratsy, ny sorona entina hitady ny soa. [Rahajarizafy: Filozofia, page 120]
Dérivations  

Mis à jour le 2017/05/21