|
|
|
|

Entrée1  afafy
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  fafy
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ
Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy
Explications en anglais  5  [1.2] to be sown. Used of that which is cast, as the seed.
Exemples  6  [2.117#] Rehefa tsy afafy ny masomboly dia atsatoka.
7  [1.353#] sasany koa ny nonony dia afafy miakatra koa.
8  [2.649#] Tsy vola afafy tany tsy akory ny vola omeina an' i Jesosy.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot afafy

Anagrammes  15 afafy, 16 fiafa

Mis à jour le 2025/09/12