|
|
|
|

Entrée1  Ny amin' ny finoan' ny Bara
Mots élémentaires  2 finoana, 3 Bara
Partie du discours  4  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Analogues  5  croyancesetsantechezlesbara
Auteur  6 Ramarlah Antoine Marie
Editions  7  Ramarlah Dominique.
Texte  8 

Fampitandremana

Ny fizarana ity boky ity eo amin’ny tambajotra sosialy dia niterakasoso-kevitra sy fanampim-panazavana avy amin’ny mpamaky.Anisan’ny mpamaky voalohany nanome ny heviny Ramatoa Tinahy Dorthine (Bara Zafimanely) :« Marina daholo ary voarakitra sy voamarina tsara araka ny fipetrany daholo ny volaza ao » (23.02.2016).

9  Isaorana manokana izy ireo ary nahiditra tsikelikely any amin’nyfaran’ny boky ireo fanazavana avy aminy ireo.Manasa ny rehetra hizara ny fahaizany satria :
10  « Tao trano tsy efan' irery »

Fizahan-takelaka

Toko I : Ny finoany ny amin’AndriamanitraToko II : Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsyToko III : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohanaToko IV : Ny finoany ny amin’ny fanavotanaToko V : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronanaToko VI : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny odyToko VII : Ny finoany ny amin’ny vintan’androToko VIII : Ny finoany ny amin'ny fambaraToko IX : Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizyToko X : Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatraToko XI : Farany

Mis à jour le 2025/11/17