|
|
|
|

Entrée (1/2)1  afa-karatsaka
Mots élémentaires  2 afaka, 3 haratsaka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [1.1]
Explications en anglais  6 [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [1.2]

Entrée (2/2)7  afa-karatsaka
Mots élémentaires  8 afaka, 9 haratsaka
Partie du discours  10  locution
Explications en malgache  11 madio tsara tsy misy romoromony
12 afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1]

Mis à jour le 2025/11/17