Entrée afefika (fefika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao mifefika, miantsona: Nafefiky ny rivotra terỳ lavitra ny seranana terỳ ny sambo
Entina mamely: Totohondry indroa miantoana no nafefiny ny tarehiko [1.1]
Explications en anglais To be wrecked. [1.2]
Morphologie 
Présent : afefika, afefiko, afefikao, afefiny, afefitsika, afefikay, afefikareo, afefikan', afefikan-, afefikam-
Passé : nafefika, nafefiko, nafefikao, nafefiny, nafefitsika, nafefikay, nafefikareo, nafefikan', nafefikan-, nafefikam-
Futur : hafefika, hafefiko, hafefikao, hafefiny, hafefitsika, hafefikay, hafefikareo, hafefikan', hafefikan-, hafefikam-
Impératif : afefeho

Mis à jour le 2023/01/19