Entrée afindra (findra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto? [1.1]
Explications en anglais To be moved, to be transplanted [1.2, 1.7]
 To be transcribed. [1.2]
Explications en français Qu'on déplace, qu'on change de place, qu'on transplante [1.8]
Exemples 
1Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117]
2Antsika telo mianaka ihany anefa ny resaka, fa tsy azonao afindra na amin'iza na amin'iza, hoy Raketamalala. [2.639]
Morphologie 
Présent : afindra, afindrako, afindranao, afindrany, afindrantsika, afindranay, afindranareo, afindran', afindran-, afindram-
Passé : nafindra, nafindrako, nafindranao, nafindrany, nafindrantsika, nafindranay, nafindranareo, nafindran', nafindran-, nafindram-
Futur : hafindra, hafindrako, hafindranao, hafindrany, hafindrantsika, hafindranay, hafindranareo, hafindran', hafindran-, hafindram-
Impératif : afindrao
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19