| Entrée | 1 afofandiovana | 
| Mots élémentaires | 2 afo, 3 fandiovana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   (Fia. krist.) Toerana anefan' ireo nihavana tamin' Andriamanitra talohan' ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan' ny hidirany amin' ny fiainan-tsambatry ny lanitra [1.1] | 
| Vocabulaire | 6 Religion et Liturgie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |