Entrée afovoa
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Eo anelanelan' ny zavatra roa na maro: Mipetraha ianao eto afovoan' izy mianaka ~ Raha mijery ny rantsantanana isika, ny fanondroadala no hita eo afovoany
¶ Eo amin' ny toerana mitovy elanelana amin' ny manodidina hatraiza hatraiza: Ny tanàna Ramainandro, hono, no eo afovoan' ny Nosy ~ Nanao faribolana ny ankizy ary dia i Soa no natsangany teo afovoany [Rajemisa 1985]
Morphologie  
afovoa
afovoam-
afovoan-
afovoan'
afovoany
Synonymes   ampovoa

Mis à jour le 2012/10/04