|
|
|
|

Entrée1  ahaingo
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  haingo
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Atao haingo, entina hanaingoana: Voninkazo sy zava-maitso no nahaingo ny trano nampidirana ny mpanambady
Explications en anglais  9  [1.2] used of that employed as a decoration.

Anagrammes  10  ahaingo, angahoi, angahoy, hagaony, hagoany, hagonay, hangoay, higaona, higoana, igohana, iongaha

Mis à jour le 2025/07/29