Entrée ahantona (hantona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty
Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha [1.1]
Explications en anglais To be hung or suspended; to be hanged [1.7]
Explications en français Qu'on pend, qu'on suspend [1.8]
Exemples 
1dia ahantona eo amin' ny talaom-varavarambe. [2.857]
2ny rambony kosa dia ahantona ao ambonin' ny maty. [2.436]
Morphologie 
Présent : ahantona, ahantoko, ahantonao, ahantony, ahantontsika, ahantonay, ahantonareo, ahanton', ahanton-, ahantom-, ahanto-
Passé : nahantona, nahantoko, nahantonao, nahantony, nahantontsika, nahantonay, nahantonareo, nahanton', nahanton-, nahantom-, nahanto-
Futur : hahantona, hahantoko, hahantonao, hahantony, hahantontsika, hahantonay, hahantonareo, hahanton', hahanton-, hahantom-, hahanto-
Impératif : ahantony
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19