Entrée aharatra (haratra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Entina manaratra: Itỳ hareza itỳ aharatra ny volombavanao fa maranitra tsara [Rajemisa 1985]
Définition française avec quoi on rase [Abinal 1888]
Morphologie 
aharatra
aharatro
aharatrao
aharany
aharatsika
aharatray
aharatrareo
aharatr'
ahara-
aharatry
naharatra
naharatro
naharatrao
naharany
naharatsika
naharatray
naharatrareo
naharatr'
nahara-
naharatry
haharatra
haharatro
haharatrao
haharany
haharatsika
haharatray
haharatrareo
haharatr'
hahara-
haharatry
aharato

2013/12/08