Entrée ahataka (hataka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ
Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay? [1.1]
Explications en anglais Used of the things that are to be made separate. [1.2]
 To be separated from something [1.7]
Explications en français Qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte [1.8]
Exemples fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy. [1.437]
Morphologie 
Présent : ahataka, ahatako, ahatakao, ahatany, ahatatsika, ahatakay, ahatakareo, ahatak', ahata-
Passé : nahataka, nahatako, nahatakao, nahatany, nahatatsika, nahatakay, nahatakareo, nahatak', nahata-
Futur : hahataka, hahatako, hahatakao, hahatany, hahatatsika, hahatakay, hahatakareo, hahatak', hahata-
Impératif : ahataho

Mis à jour le 2023/01/19