Entrée ahatokiana (toky)
Partie du discours verbe relatif
Exemples 
1Raha tsy olona tena ahatokiany, tsy amborahany ny niainany sy hitany rehetra. [2.472]
2izany no nahatokian' andriana azy. [2.48]
Morphologie 
Présent : ahatokiana, ahatokiako, ahatokianao, ahatokiany, ahatokiantsika, ahatokianay, ahatokianareo, ahatokian', ahatokian-, ahatokiam-, ahatokia-
Passé : nahatokiana, nahatokiako, nahatokianao, nahatokiany, nahatokiantsika, nahatokianay, nahatokianareo, nahatokian', nahatokian-, nahatokiam-, nahatokia-
Futur : hahatokiana, hahatokiako, hahatokianao, hahatokiany, hahatokiantsika, hahatokianay, hahatokianareo, hahatokian', hahatokian-, hahatokiam-, hahatokia-

Mis à jour le 2023/01/19