|
|
|
|

Entrée1 ahi-maitso
Mots élémentaires  2ahitra, 3maitso
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona). [1.1]
Explications en anglais  [ahimaitso] 6Green grass. [1.2]
Explications en français  7herbe verte, fourrage vert. [1.3]
8verdure, gazon, pelouse. [1.13]
Exemples  9 nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Vocabulaire  10 Botanique: (en général)

Anagrammes  11 ahi-maitso, 12 hamaitsoy

Mis à jour le 2025/09/12