|
|
|
|

Entrée1  ahina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  ahy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody
karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany
Explications en anglais  10  [1.2] to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about.
11  [1.7] to be cared for; to be cause for worry
Explications en français  12  [1.8] dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie
Exemples  13  [2.69] Ny tsy ahina no mahafaty.
14  [2.324] Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony.
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot ahina

Anagrammes  16  ahany, ahina, anahy, an' iha, ha~ina, haina, hanai, hiana, ihana, nahay, nahia

Mis à jour le 2025/08/10