Entrée (1/2) | 1 ahy |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra. Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1] |
Explications en anglais |
4 Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine. [1.2] 5 Me (as object); mine [1.7] |
Explications en français |
6 à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe. [1.3] 7 A moi, me [1.5] 8 Moi (objet), mien [1.8] 9 à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [Tanala] [1.6] |
Explications en italien |
10 me, a me [1.18] |
Exemples |
11 Aiza no misy ahy?
[2.5]
12 Natoky ahy i Feno. [2.472] 13 Iza no mba tia ahy? [2.471] 14 Mivavaha ho ahy koa. [2.499] 15 Asa izay fiheverany ahy. [2.4] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 17 5 combinaisons de ce mot |
Analogues | 18 aho, ko |
Tableaux et planches |
19 Tous les pronoms |
Entrée (2/2) | 20 ahy |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 tahotra [1.1] 23 fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13] |
Explications en anglais |
24 solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [1.2] |
Explications en français |
25 soin, sollicitude, soupçon [1.3, 1.5] 26 inquiétude, souci [1.3] 27 conscience [1.13] |
Exemples |
28 Aiza no misy ahy?
[2.5]
29 Natoky ahy i Feno. [2.472] 30 Iza no mba tia ahy? [2.471] 31 Mivavaha ho ahy koa. [2.499] 32 Ny ahy toaka mahery! [2.583] 33 Mba kivazivazy ny ahy. [2.895] 34 Asa izay fiheverany ahy. [2.4] |
Dérivés |
|
Vocabulaire | 48 Philosophie 49 Emotions |
Anagrammes | 50 ahy, 51 hay, 52 hia, 53 iha |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |