Entrée ahitsoka (hitsoka)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Alentika tsy ho afa-mivoaka; alatsaka amin' ny toerana tsy ahafahana mivoaka: Nahitsokao ao anatin' ny fahasahiranana aho [Rajemisa 1985]
Morphologie  
ahitsoka
ahitsoko
ahitsokao
ahitsony
ahitsotsika
ahitsokay
ahitsokareo
ahitsok'
ahitso-
nahitsoka
nahitsoko
nahitsokao
nahitsony
nahitsotsika
nahitsokay
nahitsokareo
nahitsok'
nahitso-
hahitsoka
hahitsoko
hahitsokao
hahitsony
hahitsotsika
hahitsokay
hahitsokareo
hahitsok'
hahitso-
ahitsohy

Mis à jour le 2010/05/14