Entrée hitsoka
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache Tsy fahafahana miala fa mihizina ao anelanelana na ao anatin' ny zavatra [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée hitsoka
Partie du discours nom
Définition malgache lalana tery sady lava any ambanin'ny tany [SLP: Voambolana]
Définition française galerie [SLP: Voambolana]

2010/10/05