Entrée ahorirana (horirana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy [1.1]
Explications en anglais To be set on edge [1.7]
Explications en français Qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté [1.8]
Exemples Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany. [1.519]
Morphologie 
Présent : ahorirana, ahorirako, ahoriranao, ahorirany, ahorirantsika, ahoriranay, ahoriranareo, ahoriran', ahoriran-, ahoriram-, ahorira-
Passé : nahorirana, nahorirako, nahoriranao, nahorirany, nahorirantsika, nahoriranay, nahoriranareo, nahoriran', nahoriran-, nahoriram-, nahorira-
Futur : hahorirana, hahorirako, hahoriranao, hahorirany, hahorirantsika, hahoriranay, hahoriranareo, hahoriran', hahoriran-, hahoriram-, hahorira-
Impératif : ahorirano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19