Entrée horirana (rirana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fandriana ka ny ila no atao ambany mandry; fijoroana tsy manatrika na miamboho fa ny ila an-kavia na havanana no tazana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2010/01/10