Entrée ahosotra (hosotra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Atao hosotra: Menaka manitra no nahosony ny volony ka nandraraka eran' ny trano [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be smeared on something [Hallanger 1973]
Traduction française   Ce qui sert d'enduit, ce avec quoi on oint, on peint, on graisse, on frictionne: Inty ny lakomadina ahosotrao ny volondohanao (Voici de la pommade pour oindre vos cheveux) ~ Loko maitso no tokony hahosotrao ny varavarana rehetra (Il vous faut mettre de la peinture verte à toutes les portes) ~ Inty menaka ahosotrao ny vay (Voici un onguent pour mettre sur le furoncle) [Abinal 1888]
   avec quoi on peint; qu'on applique comme enduit [Hallanger 1974]
Exemples   ny voantsevabe atono mafana apetaka ahosotra ny vavafery, dia mitanina andro. [Callet: Tantara, page 117]
Morphologie  
ahosotra
ahosotro
ahosotrao
ahosony
ahosotsika
ahosotray
ahosotrareo
ahosotr'
ahoso-
ahosotry
nahosotra
nahosotro
nahosotrao
nahosony
nahosotsika
nahosotray
nahosotrareo
nahosotr'
nahoso-
nahosotry
hahosotra
hahosotro
hahosotrao
hahosony
hahosotsika
hahosotray
hahosotrareo
hahosotr'
hahoso-
hahosotry
ahosory

Mis à jour le 2013/12/09