| Entrée | 1 ahosy |
| Radical | 2 hosy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo [1.1] |
| Exemples |
5 Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika.
[2.298#]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 aomby ahosy |
| Anagrammes | 11 ahosy, 12 haosy, 13 Hosay, 14 sahio, 15 saiho, 16 saohy, 17 siaho |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|