|
|
|
|

Entrée1  ajery
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  jery
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy
Exemples  9  [2.4#] Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory.
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot ajery

Mis à jour le 2024/12/11