Entrée jery
Partie du discours nom
Définition malgache Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a look [Hallanger 1973]
Définition française regard [Hallanger 1974]
Définition française vue [SLP 1986]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  jery ambany ~ jery ambony ~ jery andrirana ~ jery anoloana ~ jery an-tendro ~ jery fanao mahazatra ~ jery havanana ~ jery havia ~ jery ivoho ~ jery mitsitokotoko

Entrée jery
Partie du discours nom
Définition malgache  [Mahafaly, Sihanaka] hevitra [Rakotosaona 1972]

Entrée jery
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [David 1952 (takila S)]
Vocabulaire 
Synonymes sabery

2017/08/03