Entrée akatatra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary [Rakotosaona 1972]
 vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise unhusked rice. See akotry. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Synonymes atatra ~ akata
Citations 

2009/02/23