Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes : akatatra | ||||||||||||||||||||||
Proverbe | Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra (akotry) ary lohan' omby tsy Fotsimbary tsy ilaozan’ akatatra ; lohan’ omby tsy Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, lohan' omby tsy Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [Rajemisa 1985 #42] Ny vary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Na aiza na aiza tsy maintsy ahitana olona hafahafa miavaka amin' ny maro ihany. [Rajemisa 1985 #42]
Tsy maintsy misy tsininy kely fa tsy tsara tanteraka akory. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Dans du riz blanc, il reste toujours des grains non décortiqués; dans une tête de boeuf, il y a toujours une langue ; dans un long discours il y a toujours quelques fautes. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Il ne faut pas demander l' impossible. [Veyrières 1913 #5752] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Toto vary maizina : ao am-bava vao mifantina akatatra. [Veyrières 1913 #3760, Cousins 1871 #3154] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Quand on pile le riz dans l' obscurité, c' est dans la bouche que se fera le triage des grains non décortiqués. [Veyrières 1913 #3760] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des travaux ébauchés, mal faits. [Veyrières 1913 #3760] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |